Raiso ilay Fitiavany (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fcqvrxqe Raiso ny fitiavany
Ny fitiavany, izay natolony ho anao
Ianao ilay saika very, nomeny anao
Nomeny anao izay tononkira.serasera.org tianao
Nomeny anao, Ilay fianam-baovao
Ref: Mbola ho sahinao ve ny handa hoe "TSIA"
Ka mbola hanombo Azy indray fanindroany
Raiso Izy anio
Raiso ny Fitiavany
Efa natolony ho anao ilay Rany
Efa nafohiny ho anao, ny cvuhw zanany lahy
Nandatsa-dra, maty ho anao
Ref: Mbola ho sahinao ve ny handa hoe"TSIA"
Ka votobpu mbola hanombo Azy indray fanindroany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FiFa GroupeVangy : 1776
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mabel
Daty : 23/07/2015 17:22