Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raiso ilay Fitiavany (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso ny fitiavany
Ny fitiavany, izay natolony ho frerb anao
Ianao ilay saika very, nomeny anao
Nomeny anao izay tianao
Nomeny anao, Ilay fianam-baovao
Ref: Mbola ho sahinao ve ny handa hoe "TSIA"
Ka mbola hanombo Azy indray fanindroany
Raiso Izy anio
Raiso ny Fitiavany
Efa natolony ho anao ilay Rany
Efa nafohiny ho anao, ny zanany lahy
Nandatsa-dra, maty ho anao
Ref: Mbola ho sahinao ve ny handa hoe"TSIA"
Ka pjojvhx mbola hanombo tononkira.serasera.org Azy indray fanindroany
Raiso Izy anio
Raiso ny phskewk Fitiavany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FiFa GroupeHits : 1671
Likes : 1 Like
Created by : Mabel
Date : 23/07/2015 17:22