Raiso ilay Fitiavany (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso ny fitiavany
Ny fitiavany, izay natolony ho anao
Ianao ilay saika very, nomeny anao
Nomeny anao izay tianao
Nomeny anao, Ilay fianam-baovao
Ref: Mbola ho sahinao ve ny handa hoe "TSIA"
Ka mbola tononkira.serasera.org hanombo Azy indray fanindroany
Raiso Izy anio
Raiso ny Fitiavany
Efa natolony ho anao ilay Rany
Efa nafohiny ho anao, ny zanany lahy
Nandatsa-dra, maty jxpvc ho anao
Ref: Mbola xkmih ho sahinao ve ny handa hoe"TSIA"
Ka mbola hanombo Azy indray fanindroany
Raiso Izy anio
Raiso ny Fitiavany nsod
Ny fitiavany, izay natolony ho anao
Ianao ilay saika very, nomeny anao
Nomeny anao izay tianao
Nomeny anao, Ilay fianam-baovao
Ref: Mbola ho sahinao ve ny handa hoe "TSIA"
Ka mbola tononkira.serasera.org hanombo Azy indray fanindroany
Raiso Izy anio
Raiso ny Fitiavany
Efa natolony ho anao ilay Rany
Efa nafohiny ho anao, ny zanany lahy
Nandatsa-dra, maty jxpvc ho anao
Ref: Mbola xkmih ho sahinao ve ny handa hoe"TSIA"
Ka mbola hanombo Azy indray fanindroany
Raiso Izy anio
Raiso ny Fitiavany nsod
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FiFa GroupeVisites : 1720
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mabel
Date : 23/07/2015 17:22
