Midera ny Anaranao (Fihirana FFPM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Midera ny AnaranaoZahay ry Tompo ô!
Ka hira no ventesinay
Hoe : haja, saotra, hery
Mba raiso ho Anao
2.He ! Voahombo Ianao
Nisolo heloka,
Ka mendrika hanaovanay
Hoe : haja, saotra, hery
Mba raiso ho Anao
3.Endrey!Ny fitiavanao
Endrey! Ny herinao,
Tra-pamonjena izahay,
Ka haja, saotra, hery,
Mba raiso ho Anao
4.Raha tonga ao an-danitra
Zahay mpanomponao,
Hitohy re ny hiranay
Hoe : haja, saotra, hery
Mba raiso ho Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fihirana FFPMVangy : 4355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mandefitra
Daty : 06/08/2008 08:19