Inona re no atakaloko (Fihirana FFPM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lnona re no hatakaloko
An'i aegnpaa Jesosy izay mpisoloko?
Ny zavatra izay ho simba va sy mora levona?
Raha mbola hazoniko ny to
Ka tsy maty ny jiro tononkira.serasera.org ao am-po
Jesosy tsy soloiko
Na inona na inona.
Indro, Jesosy no fiainako,
Izy no manda fiarovako; ihycdog
Izaho efa maty, nefa novelominy indray.
Ka na dia mahantra aza aty,
Ka tsy mbola nafindra ho ary
Jesosy no anjarako,
Ka ampy ahy re, auxbfoju izay.
O ry Jesosy Tompo Tsara ô
Aza mamela ny fanahiko
Hisaraka Aminao,
Fa tano aho ho mpanomponao.
Mba velomy ny fitiavako,
Ka tohano ny fandehanako,
Mba hanarahako ny làlana
Izay nalehanao.
An'i aegnpaa Jesosy izay mpisoloko?
Ny zavatra izay ho simba va sy mora levona?
Raha mbola hazoniko ny to
Ka tsy maty ny jiro tononkira.serasera.org ao am-po
Jesosy tsy soloiko
Na inona na inona.
Indro, Jesosy no fiainako,
Izy no manda fiarovako; ihycdog
Izaho efa maty, nefa novelominy indray.
Ka na dia mahantra aza aty,
Ka tsy mbola nafindra ho ary
Jesosy no anjarako,
Ka ampy ahy re, auxbfoju izay.
O ry Jesosy Tompo Tsara ô
Aza mamela ny fanahiko
Hisaraka Aminao,
Fa tano aho ho mpanomponao.
Mba velomy ny fitiavako,
Ka tohano ny fandehanako,
Mba hanarahako ny làlana
Izay nalehanao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fihirana FFPMVangy : 4088
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 16/04/2016 23:53
