Matokià (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1toa manjombona ny anio,
feno raho(na) mitatao
aizim-pito izay jerena
ka tsy hita izay atao,
mila ho kivy ny fo
reraka miasa loha
aiza intsony no aleha?
mbola ho tafita ihany ve?
2 anio anefa mitraka
mijoro fxchzygv aza manahy
fa Jesosy mbola ao
sady tena tia anao
Tetezana: mibebaha, atolory azy ny fo
Izay mampanahy ento aminy avokoa
Azo antoka ny famonjena
Sarobidy izay nomena
Fiverenana : matokia aza matahotra
ka sahia aoka tsy iaotra
fa manantona ilay mpamonjy mora
Azo fbiotyt amin'ny fahoriana
jesosy tsy handao na hahafoy anao...
3Ianao ezmzbc koa izay mora kivy
very hevitra izay tsy izy
aza variana e, miverena
ny tomponao anie onena
mibebaha atolory azy ny fo
izay mampanahy ento aminy avokoa
azo antoka ny famonjena
sarobidy tononkira.serasera.org izay nomena
Fiverenanana: ....
Na dia miady mafy aza ianao
Ilay Jesosy tsy mba mandao
Mihevitra hatrany izay mahasoa anao
Fiverenena : MATOKIA....
feno raho(na) mitatao
aizim-pito izay jerena
ka tsy hita izay atao,
mila ho kivy ny fo
reraka miasa loha
aiza intsony no aleha?
mbola ho tafita ihany ve?
2 anio anefa mitraka
mijoro fxchzygv aza manahy
fa Jesosy mbola ao
sady tena tia anao
Tetezana: mibebaha, atolory azy ny fo
Izay mampanahy ento aminy avokoa
Azo antoka ny famonjena
Sarobidy izay nomena
Fiverenana : matokia aza matahotra
ka sahia aoka tsy iaotra
fa manantona ilay mpamonjy mora
Azo fbiotyt amin'ny fahoriana
jesosy tsy handao na hahafoy anao...
3Ianao ezmzbc koa izay mora kivy
very hevitra izay tsy izy
aza variana e, miverena
ny tomponao anie onena
mibebaha atolory azy ny fo
izay mampanahy ento aminy avokoa
azo antoka ny famonjena
sarobidy tononkira.serasera.org izay nomena
Fiverenanana: ....
Na dia miady mafy aza ianao
Ilay Jesosy tsy mba mandao
Mihevitra hatrany izay mahasoa anao
Fiverenena : MATOKIA....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)Vangy : 570
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zaraina
Daty : 18/12/2024 07:36
