Miomana (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tononkira.serasera.org ny fiainana ety an-tany
Mety ho faly mety ho tomany
Tsy ho fantatrao ny andro sisa
Ka miomana sao hanenina
Ref: Jesoa nampianatra, (Jesoa) fitiavana
Ho ahy sy ianao (ho antsika izao)
Fa mpianany fa mpianany
Raha mifankatia
Ny fotoana dia manam-petra(ny ety)
Mbola lzkmdks rava ny voahary rehetra
Isika anie mety ho uyrbja levona rteus ihany
Fa ho aiza ny fanahy
Mety ho faly mety ho tomany
Tsy ho fantatrao ny andro sisa
Ka miomana sao hanenina
Ref: Jesoa nampianatra, (Jesoa) fitiavana
Ho ahy sy ianao (ho antsika izao)
Fa mpianany fa mpianany
Raha mifankatia
Ny fotoana dia manam-petra(ny ety)
Mbola lzkmdks rava ny voahary rehetra
Isika anie mety ho uyrbja levona rteus ihany
Fa ho aiza ny fanahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroVangy : 332
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yohannes
Daty : 08/04/2025 12:14
