Miomana (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny fiainana ety an-tany
Mety ho faly mety whou ho tomany
Tsy ho fantatrao ny andro sisa
Ka miomana sao hanenina
Ref: Jesoa nampianatra, (Jesoa) fitiavana
Ho ahy sy ianao (ho antsika izao)
acfbrw Fa mpianany fa mpianany
sbxzbuof Raha mifankatia
Ny fotoana dia manam-petra(ny ety)
Mbola rava ny voahary rehetra
Isika anie mety ho levona tononkira.serasera.org ihany
Fa ho aiza ny fanahy
Mety ho faly mety whou ho tomany
Tsy ho fantatrao ny andro sisa
Ka miomana sao hanenina
Ref: Jesoa nampianatra, (Jesoa) fitiavana
Ho ahy sy ianao (ho antsika izao)
acfbrw Fa mpianany fa mpianany
sbxzbuof Raha mifankatia
Ny fotoana dia manam-petra(ny ety)
Mbola rava ny voahary rehetra
Isika anie mety ho levona tononkira.serasera.org ihany
Fa ho aiza ny fanahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroVisites : 287
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Yohannes
Date : 08/04/2025 12:14
