Miomana (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vikl Raha khypb ny fiainana ety an-tany
Mety ho faly mety ho tomany
Tsy ho fantatrao ny andro sisa
Ka miomana sao hanenina
Ref: Jesoa nampianatra, (Jesoa) fitiavana
tononkira.serasera.org Ho ahy sy ianao (ho antsika izao)
izvbkrcl Fa mpianany fa mpianany
Raha mifankatia
Ny fotoana dia manam-petra(ny ety)
Mbola rava ny voahary rehetra
Isika anie mety ho levona ihany
Fa ho aiza ny fanahy
Mety ho faly mety ho tomany
Tsy ho fantatrao ny andro sisa
Ka miomana sao hanenina
Ref: Jesoa nampianatra, (Jesoa) fitiavana
tononkira.serasera.org Ho ahy sy ianao (ho antsika izao)
izvbkrcl Fa mpianany fa mpianany
Raha mifankatia
Ny fotoana dia manam-petra(ny ety)
Mbola rava ny voahary rehetra
Isika anie mety ho levona ihany
Fa ho aiza ny fanahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroHits : 333
Likes : 0 Like
Created by : Yohannes
Date : 08/04/2025 12:14
