Ho avy Izy (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza variana amin'ny rendra sy adalàna
Sy miaina ny ditran'ny hatanoràna
Hevero ihany ny urivm hizoran'ny fanahy
Mba handova ilay fiainana mandrakizay
Ref: rrzsouuz Ho avy ny Tompo hitsara ahy sy ianao
Hitsara ny soa sy ny ota tononkira.serasera.org izay natao
Ny be fahotana amin'ny afobe mamaivay
Tsy misy corruption fa dia bye bye
Sokafy ny varavaran'ny fonao
Mba hanjakan'ilay fiainana vaovao
Ny Tompo no miantso anio ka mba valio
Hanova ny ratsy ho fiainana vaovao ikdvnmaz
Sy miaina ny ditran'ny hatanoràna
Hevero ihany ny urivm hizoran'ny fanahy
Mba handova ilay fiainana mandrakizay
Ref: rrzsouuz Ho avy ny Tompo hitsara ahy sy ianao
Hitsara ny soa sy ny ota tononkira.serasera.org izay natao
Ny be fahotana amin'ny afobe mamaivay
Tsy misy corruption fa dia bye bye
Sokafy ny varavaran'ny fonao
Mba hanjakan'ilay fiainana vaovao
Ny Tompo no miantso anio ka mba valio
Hanova ny ratsy ho fiainana vaovao ikdvnmaz
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroVisites : 307
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Yohannes
Date : 08/04/2025 12:18
