Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho avy Izy (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza variana amin'ny rendra sy adalàna
Sy miaina ny ditran'ny hatanoràna
Hevero ihany ny pjjtw hizoran'ny fanahy
Mba handova ilay fiainana mandrakizay
Ref: Ho avy ny Tompo tononkira.serasera.org hitsara ahy sy ianao
xrode Hitsara ny soa sy ny ota izay natao
Ny be fahotana amin'ny afobe mamaivay
qqlrbiq Tsy misy corruption fa dia bye bye
Sokafy ny varavaran'ny fonao
Mba hanjakan'ilay fiainana vaovao
Ny Tompo no miantso anio ka mba valio
Hanova ny ratsy ho fiainana vaovao
Sy miaina ny ditran'ny hatanoràna
Hevero ihany ny pjjtw hizoran'ny fanahy
Mba handova ilay fiainana mandrakizay
Ref: Ho avy ny Tompo tononkira.serasera.org hitsara ahy sy ianao
xrode Hitsara ny soa sy ny ota izay natao
Ny be fahotana amin'ny afobe mamaivay
qqlrbiq Tsy misy corruption fa dia bye bye
Sokafy ny varavaran'ny fonao
Mba hanjakan'ilay fiainana vaovao
Ny Tompo no miantso anio ka mba valio
Hanova ny ratsy ho fiainana vaovao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroHits : 306
Likes : 0 Like
Created by : Yohannes
Date : 08/04/2025 12:18
