Ho avy Izy (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza variana amin'ny rendra sy adalàna
Sy miaina ny ditran'ny tononkira.serasera.org hatanoràna
Hevero ihany ny hizoran'ny fanahy
Mba handova ilay fiainana mandrakizay
Ref: Ho avy ny Tompo hitsara ahy sy ianao
ubioxa Hitsara ny soa sy ny ota izay natao
nsnjl tdoqlbyz Ny be fahotana amin'ny afobe mamaivay
Tsy misy corruption fa dia bye bye
Sokafy ny varavaran'ny fonao
Mba hanjakan'ilay fiainana vaovao
Ny Tompo no miantso anio ka mba valio
Hanova ny ratsy ho fiainana vaovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroVangy : 398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yohannes
Daty : 08/04/2025 12:18