Fanaka voafidy (Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manambara etoana aho fa hanome ny fiainako
Ho Anao ry Tompo Tsitoha zany tenako sy gfzi fo
Ny fanahy anatiko ao Tompo O! anjakao
Tena foiko ho anao hatramin'izao
Ref:Ny fiainako efa lasa Tompo o!
Hosoloiko ravaka hafa tsara aminao
Ny teninao Tompo tianofanilon'ny dia
Halehanay hanatenana fiainana
Koa tafio hery aho mba ho tena vaovao
FANAKA IASAN'NY TENINAO
Eny andro sisa izao dia atokako hanompoana Anao
Holaniko izarana fitia toy ny Anao ry Kristy
Koa ilay tena mpanao sitrapo fomba ratsy fanao taloha
O tefeo hofanaka voafidinao
Ref:Ny fianako efa lasa Tompo o!....
gusaj tononkira.serasera.org ptcxj Sitraka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A)Vangy : 1040
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sitrakwheelers
Daty : 03/10/2019 17:13