Handova Paradisa (Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A))

Inona moa no tanjonao amin'ny fanarahana an'i Kristy?
Tsy mba handova paradisa an-danitra any ve?
Ilay toerana oray nomanin'ny Ray
Hitoeran'ireo izay mino azy
Raha hatrizay ka miala ety an-tany

Ref:Ko raha tianao no ho isan'ireo
       Mpandova izany Paradisa soa
       Tsy misy afa tsy ny fandraisanao an'i Jesoa
       Koa aza mangataka andro
       Fa dieny zao mivavaha
       Fa tsy hofantatrao ny andro Tsiky dia ampyizay iavian'nyTomponao
       (Fa ho avy toy ny mpangalatra ny Tomponao)

Tsy mba irinao ve izany hiadam-pinaritra akaikin'ny Ray?
Amin' Amin'ilay paradisa soa lafatra tokoa
Tsy miditra ao ireo tsy niova fo
Tsy nety nandray ny Tompo Jesoa
Fa any amin'ny afo be no iafarany

Ref:koa raha tianao no hoisan'ireo
                                                          
                                                            Sitraka W

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A)
Mpamaky : 97
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : sitrakwheelers
Tamin'ny : 03/10/2019 17:12:48
ID : 12117

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo