Mifona (Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A))

Sy vantany nandre ny feonao anay Tompo
De tsa nivaky loha fa nivily
Tsa te halala koa  hoe ao antampodoha
Hoe mijery ny Ray tsitoha

REF: De nirimorimo fatratsa
        Nanao izay zay sai-patatsa
        De revo agnay sosoka
        Nanao karazagn'ota
         Sy voa vao nahatsiaro hoe misy Ray mpiaro
tononkira.serasera.org        Mifona anay Tompo (mifona)
        Mivalo ka mibebaka
        (Mifona ee) fantatray tokoa izao
        Lehy lavitsa anao de lavo agnay

Nataonay tsa misy fotony sy anjorom-bala
Ny finoanay anao
Ka ny hevi-diso miharo fahotana
Ro tena nampanjakana
                                                          
Sitrak wheeler's

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A)
Mpamaky : 144
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : sitrakwheelers
Tamin'ny : 03/10/2019 17:15:05
ID : 12114

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo