Fanaka voafidy (Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manambara etoana aho fa hanome ny fiainako
Ho Anao ry Tompo Tsitoha zany tenako sy fo
Ny fanahy anatiko ao Tompo O! nfbooe anjakao
Tena foiko ho anao hatramin'izao
Ref:Ny fiainako efa lasa Tompo o!
Hosoloiko ravaka hafa tsara aminao
vozn Ny teninao Tompo tianofanilon'ny dia
Halehanay hanatenana fiainana
Koa tafio hery aho mba ho tena vaovao
tononkira.serasera.org FANAKA IASAN'NY TENINAO
Eny andro sisa izao dia atokako hanompoana Anao
Holaniko izarana fitia toy ny Anao ry Kristy
Koa ilay tena mpanao sitrapo fomba ratsy fanao taloha
O tefeo hofanaka voafidinao
Ref:Ny fianako efa lasa Tompo o!....
cxkyqu Sitraka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A)Visites : 1004
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sitrakwheelers
Date : 03/10/2019 17:13