Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanaka voafidy (Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manambara etoana aho fa hanome ny fiainako
Ho Anao ry Tompo tononkira.serasera.org Tsitoha zany tenako sy fo
Ny fanahy anatiko ao Tompo drdvg O! anjakao
Tena foiko ho anao hatramin'izao
Ref:Ny fiainako efa lasa Tompo o!
Hosoloiko ravaka hafa tsara aminao
Ny teninao Tompo tianofanilon'ny dia
hmvkui Halehanay hanatenana fiainana
Koa tafio hery aho gyvki mba ho tena vaovao
FANAKA IASAN'NY TENINAO
Eny andro sisa izao dia atokako hanompoana Anao
Holaniko izarana fitia toy ny Anao ry Kristy
Koa ilay tena mpanao sitrapo fomba ratsy fanao taloha
O tefeo hofanaka voafidinao
Ref:Ny fianako efa lasa Tompo o!....
Sitraka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A)Hits : 983
Likes : 0 Like
Created by : sitrakwheelers
Date : 03/10/2019 17:13