Fanavotana (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay toerako izay mendrika ho Ahy
Dia tononkira.serasera.org nafoiko ka nilaozako
Ka nidina aho mba hanavotra
Izay mendrika ho Ahy
Ny satro-tsilo izay natao tan-dohako
Ka nampilatsaka ny dinitro
Ny lefona fkoysjpd izay nanatrobaka
Mba ho avotra ho anao
Aza avelanao ho takona ilay asam-panavotana natao
Ka sainotsaino ny tantarako, aza avelanao ho levona koa
Ilay ra nalatsako
Ilay ra nalatsako mba ho avotra ho anao
Nangirifiry sy narary ahy
Fa fahoriana no nanjo
Satria Izaho tianao
Ilay hazo fijaliana niharetako ny hahatonga anao ho ufvhzc zanako
Ka tsy hisaraka Amiko anio sy ho mandrakizay
Aza avelanao ho takona ilay asam-panavotana natao
Ka sainotsaino ny tantarako, aza avelanao ho levona koa x2
Zay nitondra soa mkkpwbhm

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'KalvaryVangy : 829
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 02/12/2020 10:04