Firaisankina (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny tena fitiavana, no mba hanjaka ato aminay
Ka hampitambatra anay tononkira.serasera.org mba ho mafy orina
Fa ny firaisankina re no hery, ary izay misaraka no fasika
Dian hatambaro izao, ny hery fampiraisana hampanjakana ny fifankatiavana
Ref : Firaisankina no hiraina, ny tanana hifandray
Mba ho sambatra tokoa izahay, mino anao ry Ray
Firaisankina no hajoro, porofo anankiray
Ny vahoaka manontolo, hitambatra ho iray
2- Rano sy vary, ka tsy mifankafohy
Tsy mifanary, toy ny mpirai-tampo
Ka na inona ary no hanjoha iray ny saina sy ny fo
Ka mifampizara, hifanome ny tsara
Hampanjakana ny fifankatiavana.

Firaisankina no qnzhrb hajoro, porofo anankiray

3- Fa raha sitrakao Jesoa, izao fijoroanay eto izao
Ny tananay dia hifandray ho porofo aminao
Fa izahay no fanasina ary jiro sy fanilo zpebfdlr ho azy ireo
Tsy misalasala ho hery fampiraisana hampanjakana ny
Fifankatiavana.

Chorus : nyhljoa Firaisankina no hiraina
Ny tanana hifandray, hampiray izay mino anao ry Ray
Firaisankina no hajoro
Porofo anankiray, fa izahay hitambatra ho iray.

Ny vahoaka manontolo, hitambatra ho iray.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Hits : 466
Likes : 0 Like
Created by : Mahx03
Date : 27/10/2025 10:38