Toa very hevitra (FEO MIRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa very hevitra izato ianao
Fa maizina aminao ny lalana
Ary mandao anao izao tontolo izao
Ny olon-tina sy ireo namana
Ref: N'aiza hpbbyt n'aiza misy anao tononkira.serasera.org
N'inona inona hatao
Jesosy anie ts handao anao
Fa ianao no nanda , ilay fitiavana
Feno hery rkxg sy fahasoavana
Toa very ve ny fanantenanao
Tsy misy lalana hivoahana
Jesosy anie tsy mandao
N'aiza n'aiza misy pceufhk anao
Antsoy izy dia ho valiany ianao
Fa maizina aminao ny lalana
Ary mandao anao izao tontolo izao
Ny olon-tina sy ireo namana
Ref: N'aiza hpbbyt n'aiza misy anao tononkira.serasera.org
N'inona inona hatao
Jesosy anie ts handao anao
Fa ianao no nanda , ilay fitiavana
Feno hery rkxg sy fahasoavana
Toa very ve ny fanantenanao
Tsy misy lalana hivoahana
Jesosy anie tsy mandao
N'aiza n'aiza misy pceufhk anao
Antsoy izy dia ho valiany ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRAYHits : 2070
Likes : 0 Like
Created by : marosandyheritiana
Date : 29/11/2016 14:27
