NY FITIAVANAO JESÔ (FEO MIRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Tao anaty haizina no risk niantsoako Anao
Mangetaheta Anao aho
Hitako ilay havoana avo
Izay nahitako Anao Jesô
(Ry)'Lay Mpamonjiko
Ka hidera tsy tapaka Anao
Ny annsysci Anaranao no asandratro
FIVERENANA:
Ny Fitiavanao Jesô
No nahatoy izao anay
Mitady Anao fatratra aho
Ka te hanandratra koa
Ny Fitiavanao Jesô!
2_Ianao Mpamonjiko no anton'hirako
Raha mbola velona aho
Izaho hitoetra anilanao
Ny sbfnrw sandrinao no miaro ahy
(Ka) tsisy atahorako
Ka tononkira.serasera.org hidera tsy tapaka Anao
Ny Anaranao no asandratro
Mangetaheta Anao aho
Hitako ilay havoana avo
Izay nahitako Anao Jesô
(Ry)'Lay Mpamonjiko
Ka hidera tsy tapaka Anao
Ny annsysci Anaranao no asandratro
FIVERENANA:
Ny Fitiavanao Jesô
No nahatoy izao anay
Mitady Anao fatratra aho
Ka te hanandratra koa
Ny Fitiavanao Jesô!
2_Ianao Mpamonjiko no anton'hirako
Raha mbola velona aho
Izaho hitoetra anilanao
Ny sbfnrw sandrinao no miaro ahy
(Ka) tsisy atahorako
Ka tononkira.serasera.org hidera tsy tapaka Anao
Ny Anaranao no asandratro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRAYVangy : 2065
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LanjaNyAina
Daty : 05/07/2016 13:27
