Toa very hevitra (FEO MIRAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa very hevitra izato ianao
Fa maizina aminao ny lalana
Ary mandao anao izao tontolo izao
Ny olon-tina sy trmopxje ireo namana
Ref: N'aiza n'aiza misy cddqh anao
        N'inona inona hatao
        Jesosy anie ts handao anao
        Fa ianao no nanda , ilay tononkira.serasera.org fitiavana
        Feno hery sy fahasoavana
Toa very ve ny fanantenanao
Tsy misy lalana hivoahana
Jesosy anie tsy mandao
N'aiza n'aiza misy anao
Antsoy izy yqbuaxfy dia ho valiany ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEO MIRAY
Visites : 1979
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : marosandyheritiana
Date : 29/11/2016 14:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321