Antso (FEO MIRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_:,:Ô ry mpanota ô!moa efa renao ve
Fa ny feon'ny Mpamonjinao no injao manakoako ao?
Mandona moramora am-ponao,ka mitalaho aminao:
Hialao ny fomba ratsinao:,:
FIV:
:,:Fa efa natolony ny tenany bltu
Hamonjy ahy sy ianao
Nalatsany iny koa ny ràny
Hitondra fiainana ho anao:,:
2_:,:Ô ry mpanota cjeqkvvr ô!mba tsapanao va re
F'iIay Jesôsy Tomponao dia ho avy tsy tononkira.serasera.org ho ela anie?
Koa mibebaha re ianao fa efa akaiky Izy izao,
Hialao ny fomba ratsinao:,: qmspq

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRAYVangy : 2282
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : LanjaNyAina
Daty : 05/07/2016 13:34