Toa very hevitra (FEO MIRAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa very hevitra izato ianao
Fa maizina aminao ny lalana
Ary mandao anao izao tontolo izao
Ny olon-tina sy ireo namana
Ref: N'aiza n'aiza misy anao
    teqbtz     N'inona inona jwfx hatao
        Jesosy anie ts handao anao
        Fa ianao no nanda , ilay fitiavana
        Feno hery sy fahasoavana
Toa very ve ny aaoqm fanantenanao
Tsy misy lalana hivoahana
Jesosy anie tsy mandao
N'aiza n'aiza misy anao
Antsoy izy dia ho valiany tononkira.serasera.org ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEO MIRAY
Hits : 1979
Likes : 0 Like
Created by : marosandyheritiana
Date : 29/11/2016 14:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.13