Deraiko (FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Raha mbola omenao fofonaina aho
Dia mbola hanompo Anao
Ny momba ahy rehetra hafoiko Anao
Hoporofo fa tiako Ianao
Raha mbola wulyu omenao tombon'andro aho
Dia hiderako Anao
Ny andro sisako ety, dia omeko Anao
Mba ho voninahitra ny tononkira.serasera.org anaranao
Solo (RAP) :
"N'aiza n'aiza N'iza n'iza
No hanirahinao Ahy
Dia vonona aho ny handeha
Handeha hitory ny asanao
Ka na sarotra na mora
Izato lalan-janakao
Izaho tsy kivy fa hiroso
Satria 'zaho manana anao"
2 - Raha mbola omenao ny saina
Dia hisaina ny asanao
Ny momba ahy rehetra hafoiko Anao
Hoporofo fa tiako Ianao
Ny andro sisako ety, dia omeko Anao
Mba ho voninahitra ny anaranao
Solo (RAP) :
"ianao io androany
Iriko koa mba toa vtdmd anay
Ndao iaraka idera
Ary isika ho iray
Ka na sarotra na mora
Ny ady 'zay lalovanao
Aza kivy mandrosoa
Fa ny Tompo hombanao"
A/C : Narindra
Solo to duo : Mitia G, Sedera Mbolatiana with FEFIA1 cczr Choir
New Church Protestante of Madagascar
"Midera Azy amin'ny amponga tapaka sy ny dihy"
Dia mbola hanompo Anao
Ny momba ahy rehetra hafoiko Anao
Hoporofo fa tiako Ianao
Raha mbola wulyu omenao tombon'andro aho
Dia hiderako Anao
Ny andro sisako ety, dia omeko Anao
Mba ho voninahitra ny tononkira.serasera.org anaranao
Solo (RAP) :
"N'aiza n'aiza N'iza n'iza
No hanirahinao Ahy
Dia vonona aho ny handeha
Handeha hitory ny asanao
Ka na sarotra na mora
Izato lalan-janakao
Izaho tsy kivy fa hiroso
Satria 'zaho manana anao"
2 - Raha mbola omenao ny saina
Dia hisaina ny asanao
Ny momba ahy rehetra hafoiko Anao
Hoporofo fa tiako Ianao
Ny andro sisako ety, dia omeko Anao
Mba ho voninahitra ny anaranao
Solo (RAP) :
"ianao io androany
Iriko koa mba toa vtdmd anay
Ndao iaraka idera
Ary isika ho iray
Ka na sarotra na mora
Ny ady 'zay lalovanao
Aza kivy mandrosoa
Fa ny Tompo hombanao"
A/C : Narindra
Solo to duo : Mitia G, Sedera Mbolatiana with FEFIA1 cczr Choir
New Church Protestante of Madagascar
"Midera Azy amin'ny amponga tapaka sy ny dihy"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)Vangy : 406
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FEFIA1
Daty : 21/01/2026 06:26
