Deraiko (FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Raha mbola omenao fofonaina aho
Dia mbola hanompo Anao
Ny momba ahy rehetra hafoiko Anao
Hoporofo fa tiako Ianao
Raha pgslo mbola omenao tombon'andro aho
Dia hiderako Anao
Ny andro sisako ety, dia omeko Anao
Mba ho voninahitra ny anaranao
Solo (RAP) :
"N'aiza n'aiza N'iza n'iza
No hanirahinao Ahy
Dia vonona aho ny handeha
Handeha hitory ny asanao
Ka na sarotra na mora
Izato lalan-janakao
Izaho tsy kivy fa hiroso
Satria 'zaho manana anao"
2 - Raha mbola omenao ny saina
Dia hisaina ny asanao qkmokw
Ny momba ahy rehetra hafoiko Anao
Hoporofo fa tiako Ianao
Ny andro sisako ety, dia omeko Anao
Mba ho voninahitra ny anaranao
Solo (RAP) :
"ianao io androany
Iriko koa mba toa anay
Ndao iaraka idera
Ary isika ho iray
Ka na sarotra na mora
Ny ady 'zay lalovanao
Aza kivy mandrosoa
Fa ny Tompo tononkira.serasera.org hombanao"
A/C : Narindra
Solo to duo : Mitia G, Sedera Mbolatiana with FEFIA1 Choir
New Church Protestante of Madagascar
"Midera Azy amin'ny amponga tapaka sy ny smngvec dihy"
Dia mbola hanompo Anao
Ny momba ahy rehetra hafoiko Anao
Hoporofo fa tiako Ianao
Raha pgslo mbola omenao tombon'andro aho
Dia hiderako Anao
Ny andro sisako ety, dia omeko Anao
Mba ho voninahitra ny anaranao
Solo (RAP) :
"N'aiza n'aiza N'iza n'iza
No hanirahinao Ahy
Dia vonona aho ny handeha
Handeha hitory ny asanao
Ka na sarotra na mora
Izato lalan-janakao
Izaho tsy kivy fa hiroso
Satria 'zaho manana anao"
2 - Raha mbola omenao ny saina
Dia hisaina ny asanao qkmokw
Ny momba ahy rehetra hafoiko Anao
Hoporofo fa tiako Ianao
Ny andro sisako ety, dia omeko Anao
Mba ho voninahitra ny anaranao
Solo (RAP) :
"ianao io androany
Iriko koa mba toa anay
Ndao iaraka idera
Ary isika ho iray
Ka na sarotra na mora
Ny ady 'zay lalovanao
Aza kivy mandrosoa
Fa ny Tompo tononkira.serasera.org hombanao"
A/C : Narindra
Solo to duo : Mitia G, Sedera Mbolatiana with FEFIA1 Choir
New Church Protestante of Madagascar
"Midera Azy amin'ny amponga tapaka sy ny smngvec dihy"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)Vangy : 340
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FEFIA1
Daty : 21/01/2026 06:26
