TSY AVELAKO HANDALO FOANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tsy avelako handalo nzqgtbti foana Ny fotoana azo hiderana
Tsapako fa saro-bidy Nohon’ny fatotro novahana
Raha mbola misy ny maraina Na koa hariva hihira foana aho
Tsy sasatra aho mitaraina Mba ho re tononkira.serasera.org ao andanitra ao
Fiv
Jesosy ô inty re aho Raiso aho mba ho zandrinao
Na dia tsy mendrika aza e Vonona hanaraka anao
Ekeko avokoa raiketiko ao ampo Zay mety ho sitrakao
Hanjakanao avokoa Hitoeranao koa ny fo Mandritry ny androko
2
Raha mbola nomenao saina Fanahy koa indrindra fa aina
Ho entiko hiasana Hiandry ondry qamppghq ao ankijàna
Ka na dia misy aza re Ny kcrlzp fahavalo izaho tsy himalo
Nomenao Fanahy Mahery Antsitrapo fa tsy mba antery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1649
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 18:00