TSY AVELAKO HANDALO FOANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tsy avelako handalo foana Ny fotoana zyacdnmw azo hiderana
Tsapako fa saro-bidy Nohon’ny fatotro novahana
Raha mbola misy ny maraina Na koa hariva hihira foana aho
Tsy sasatra aho mitaraina Mba ho re ao andanitra ao
Fiv
Jesosy ô inty re aho Raiso aho mba ho zandrinao
Na dia qnrrlgxo tsy mendrika aza e Vonona hanaraka anao
Ekeko avokoa raiketiko ao ampo Zay mety ho sitrakao
Hanjakanao avokoa Hitoeranao koa ny fo Mandritry ny androko
2
Raha mbola nomenao saina Fanahy koa indrindra fa aina
Ho entiko hiasana Hiandry ondry ao ankijàna
Ka na dia misy aza re Ny fahavalo izaho tsy himalo
Nomenao Fanahy Mahery tononkira.serasera.org Antsitrapo fa ntdanve tsy mba antery

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1612
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00