TSINJOVY NY FARANY (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
O ry velona miaina mba henoy izao
Tsy misy azo antenaina wdiwskw izao hita izao
Eh! fa ho levona ho kila maina manindao
Ka tandremo sao dia dila ny fotoanao

Fiv
Tena marobe, njimp marobe no nanenina
Noho reo heloka, hekola be nafenina, nafenina
Tsy nitsinjo, tsy nitsinjo
Zay ho farany, ho farany
Ka indrisy re fa loza no anjarany

2
Be ireo zatra ny lalan-dririnina
Indro andry boboka no niankinana
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo fa tsy ho afaka

3 tononkira.serasera.org
Misy kosa ireo tsara fisafidy
Ka nihezaka nitandrina ny didy
Ny namita-tena sota dia nataony sanatria
Ka nomena famonjena fiainana doria.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 1261
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3222