TSINJOVY NY FARANY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
O ry velona miaina mba henoy tononkira.serasera.org izao aemgs
Tsy misy azo antenaina izao hita izao
Eh! fa ho levona ho kila dygcndm maina manindao
Ka tandremo sao dia dila ny fotoanao
Fiv
Tena marobe, marobe no nanenina
Noho reo heloka, hekola be nafenina, nafenina
Tsy nitsinjo, tsy nitsinjo
Zay ho farany, ho farany
Ka indrisy re fa loza no anjarany
2
Be ireo zatra ny lalan-dririnina
Indro andry boboka no niankinana
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo fa tsy ho afaka
3
Misy xfxi kosa ireo tsara fisafidy
Ka nihezaka nitandrina ny didy
Ny namita-tena dia nataony sanatria
Ka nomena famonjena fiainana doria.
O ry velona miaina mba henoy tononkira.serasera.org izao aemgs
Tsy misy azo antenaina izao hita izao
Eh! fa ho levona ho kila dygcndm maina manindao
Ka tandremo sao dia dila ny fotoanao
Fiv
Tena marobe, marobe no nanenina
Noho reo heloka, hekola be nafenina, nafenina
Tsy nitsinjo, tsy nitsinjo
Zay ho farany, ho farany
Ka indrisy re fa loza no anjarany
2
Be ireo zatra ny lalan-dririnina
Indro andry boboka no niankinana
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo fa tsy ho afaka
3
Misy xfxi kosa ireo tsara fisafidy
Ka nihezaka nitandrina ny didy
Ny namita-tena dia nataony sanatria
Ka nomena famonjena fiainana doria.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1304
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00
