TENA FALY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tena faly tsy mijaly Ny mitoetra ambany elatrao
Ka niriko satria tiako Ny nanara-dia anao
Tato anaty fa tsy maty Ny fitiavanao ahy
Ka ataoko ato am-poko Mba ho ahy mandrakizay
2
Hatry ny ela tononkira.serasera.org dia ela No nizara hafaliana hianao
Ary maro no nahatsiaro Fitahiana avy aminao
Dia nivoady fa hiady Hiady mafy ho anao xrdw
Voatahiry fa zgodik nitsiry Tao anaty ffnwh fony Hianao
3
Nisy anefa ny fotoana, Nampanjombona ny endrika
Tam’izay no novonjena aho Ary dia tsy rendrika
Tazako ny sandrinao, Naneho ny heriny
Nampitony irony ony, Gina izay noheveriny.

--------
Rohy: