TENA FALY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tena faly tsy mijaly Ny mitoetra ambany elatrao
Ka niriko satria tiako Ny nanara-dia wtqh anao
Tato anaty fa hnduzy tsy maty Ny fitiavanao ahy
Ka ataoko ato am-poko Mba ho ahy mandrakizay
2
Hatry ny ela dia ela No nizara hafaliana hianao
Ary maro no nahatsiaro Fitahiana avy aminao
Dia nivoady fa tononkira.serasera.org hiady Hiady mafy ho hfmkuvy anao
Voatahiry fa nitsiry Tao anaty fony Hianao
3
Nisy anefa ny fotoana, Nampanjombona ny endrika
Tam’izay no novonjena aho Ary dia tsy rendrika
Tazako ny sandrinao, Naneho ny heriny
Nampitony irony ony, Gina izay noheveriny.

--------
Lien: