RY TOMPO TSARA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ry tompo tsara ô ! mpamindra fo
Ianao icemc no andoharako ny ato am-poko
Tsaroako mantsy ny feonao
Naniraka ahy ho amin’izao tontolo izao
Mba hanambara ny hafatrao
Torio ny teniko sahia mijoro
Indrisy Tompo tsy nahavita
Fa voatsinampy kely iray no hany hita
Apetrako eo an-tananao
2 – Raha hanontany mantsy ahy ianao
Rehefa mby tonga eo amin’ny fanjakanao
Ho torotoro hangorohoro
Ho rano an-dravina ny tena manontolo
Haseho tononkira.serasera.org eo amin’ny Ray
Ka hianjahanja sady ho very fanahy
Aza jerena ny halemena
Na dia tsy azo oycnh afenina aza nucdmuh ny kilema
Tsaroako eto lay teninao
Ray ô mamela fa tsy hainy izay hatao
Ianao icemc no andoharako ny ato am-poko
Tsaroako mantsy ny feonao
Naniraka ahy ho amin’izao tontolo izao
Mba hanambara ny hafatrao
Torio ny teniko sahia mijoro
Indrisy Tompo tsy nahavita
Fa voatsinampy kely iray no hany hita
Apetrako eo an-tananao
2 – Raha hanontany mantsy ahy ianao
Rehefa mby tonga eo amin’ny fanjakanao
Ho torotoro hangorohoro
Ho rano an-dravina ny tena manontolo
Haseho tononkira.serasera.org eo amin’ny Ray
Ka hianjahanja sady ho very fanahy
Aza jerena ny halemena
Na dia tsy azo oycnh afenina aza nucdmuh ny kilema
Tsaroako eto lay teninao
Ray ô mamela fa tsy hainy izay hatao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2966
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Daty : 25/10/2004 01:49
