RY TOMPO TSARA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ry tompo tsara ô ! mpamindra fo
Ianao no andoharako ny ato am-poko
Tsaroako mantsy ny feonao
Naniraka tononkira.serasera.org ahy ho amin’izao tontolo izao
Mba hanambara ny hafatrao
Torio zgvso ny teniko sahia mijoro
Indrisy Tompo tsy nahavita
Fa voatsinampy uwym kely iray no hany hita
Apetrako eo an-tananao
2 – Raha hanontany mantsy ahy ianao
Rehefa mby tonga eo amin’ny fanjakanao
Ho torotoro hangorohoro
Ho rano an-dravina ny tena manontolo
Haseho eo amin’ny Ray
Ka hianjahanja sady ho very fanahy
Aza wsgx jerena ny halemena
Na dia tsy azo afenina aza ny kilema
Tsaroako eto lay teninao
Ray ô mamela fa tsy hainy izay hatao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 2925
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Date : 25/10/2004 01:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429