Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAHA NY HALEMENAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Raha ny halemenay cjob na ny ota natao No atrehin’ny Ray ho tsaraina izao
Hihorohoro ny saina, fanahy sy ny fo Ka ho loza tokoa ny hanjo
Soa anefa fa eo lay Jesoy zokinao Zay mifona ary koa mitalaho amin-dRay xrqatfsn
Tsy mety sasatra sy tsy mitsahatra Miady ny hamonjena anay
Fiv
Fantany anie izay mavesatra entana
Ary koa izay miasa fatratra
Izy no mampitosaka hafaliana
Ho antsika mandrakizay
2
Raha mitsotra aminao ary ny tanany Te hisakambina mba ho zanany
Avela ary hianao hanjakany am’izay Toy ny hanjakany aminay
Ka na rivo-mifofo mihatra aminao noho izay milofo mitady anao
Mety ho fitsapana ihany tokoa Ekeo fa tena xbbaf mahasoa. tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1286
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58