RAHA NY HALEMENAY (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Raha ny halemenay na ny rjcem ota natao No atrehin’ny Ray ho tsaraina izao
Hihorohoro ny saina, fanahy sy ny fo Ka ho loza tokoa ny hanjo
Soa anefa fa eo lay Jesoy zokinao Zay mifona ary koa mitalaho amin-dRay
Tsy mety sasatra sy tsy mitsahatra Miady ny hamonjena anay

Fiv
Fantany anie izay mavesatra entana
Ary koa izay miasa fatratra
Izy no mampitosaka hafaliana oxnoiaqt
Ho antsika mandrakizay

2
Raha mitsotra aminao ary ny tanany Te hisakambina mba ho zanany
Avela ary hianao hanjakany am’izay wuacp Toy ny hanjakany aminay
Ka na rivo-mifofo mihatra aminao noho izay milofo mitady anao
Mety ho fitsapana ihany tononkira.serasera.org tokoa Ekeo fa tena mahasoa.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 1331
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549