PROMOTION TSIMIRONA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indreto izahay Jesosy ô
Handray ny hafatra avy Aminao
Iza no hirahiko sy ho irakay
Indreto Jesosy fa vonona indray
2. Indreto izahay Jesosy ô
Handray ny hosotra avy Aminao
Manomboka tononkira.serasera.org anio sy mandrakizay
Ny TSIMIRONA ho Anao ry Ray
3. patmiql Indreto izahay Jesosy ô
Roso dia hiasa ho muqo Anao
Ny mouyt TSIMIRONA mpanompo tomady
Vonona hatrany hiasa izao
Réf : Tompo Jesosy ô ! zahay TSIMIRONA
Na inona n’inona zava-manjo …
Ny tarigetra dia tsy mba nirona
Vonon-kanompo Anao ry Tompo soa
Handray ny hafatra avy Aminao
Iza no hirahiko sy ho irakay
Indreto Jesosy fa vonona indray
2. Indreto izahay Jesosy ô
Handray ny hosotra avy Aminao
Manomboka tononkira.serasera.org anio sy mandrakizay
Ny TSIMIRONA ho Anao ry Ray
3. patmiql Indreto izahay Jesosy ô
Roso dia hiasa ho muqo Anao
Ny mouyt TSIMIRONA mpanompo tomady
Vonona hatrany hiasa izao
Réf : Tompo Jesosy ô ! zahay TSIMIRONA
Na inona n’inona zava-manjo …
Ny tarigetra dia tsy mba nirona
Vonon-kanompo Anao ry Tompo soa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1216
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 07/11/2015 15:12
