PROMOTION TSIMIRONA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indreto izahay Jesosy ô
Handray ny hafatra rzbiy avy Aminao
Iza no hirahiko sy ho irakay
Indreto Jesosy fa vonona indray
2. Indreto plxvspz izahay Jesosy ô
Handray ny hosotra avy Aminao
Manomboka anio sy mandrakizay
Ny TSIMIRONA ho Anao ry Ray
3. Indreto izahay Jesosy ô
Roso dia hiasa ho Anao
Ny TSIMIRONA mpanompo seuyoe tomady
Vonona hatrany hiasa izao
Réf : Tompo Jesosy ô ! zahay TSIMIRONA
Na inona n’inona zava-manjo …
Ny tarigetra dia tsy mba nirona
Vonon-kanompo Anao ry Tompo soa
tononkira.serasera.org
Handray ny hafatra rzbiy avy Aminao
Iza no hirahiko sy ho irakay
Indreto Jesosy fa vonona indray
2. Indreto plxvspz izahay Jesosy ô
Handray ny hosotra avy Aminao
Manomboka anio sy mandrakizay
Ny TSIMIRONA ho Anao ry Ray
3. Indreto izahay Jesosy ô
Roso dia hiasa ho Anao
Ny TSIMIRONA mpanompo seuyoe tomady
Vonona hatrany hiasa izao
Réf : Tompo Jesosy ô ! zahay TSIMIRONA
Na inona n’inona zava-manjo …
Ny tarigetra dia tsy mba nirona
Vonon-kanompo Anao ry Tompo soa
tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1164
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 07/11/2015 15:12
