NY DIAN’NY MPIVAHINY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
1 lmeywv Mba aiza ny andon’aina no tsy nirotsaka
Misento mitaraina ny foko sasatra
Ry zanako mahantra moa tsy tsaroanao va
Jesosy be fiantra honena anao
Velominao ny aiko esnx ry Jeso andon’aina
Ndrao tonga juafz very maina ‚zao diako izao.
2
Mavesatra tsy zaka ny entana babeko
ny lalana mahana, he mahatrotraka
Mitady fanampiana ve ry torovana
Hevero kely dia ho hitanao
Ampio aho Jeso, esory amiko
Ny entako hiala, mba entonao
3
Tsaroako mihamora ny làlana ombàko
akaiky izao kanàna ’lay tanindrazako
Hay mety hahatsiaro hianao ry zanako
Izaho anie tsy taiza fa akaikinao
Misaotra ry Mpamonjy fa heriko hianao
E tody soamantsara ny diako izao.
1 lmeywv Mba aiza ny andon’aina no tsy nirotsaka
Misento mitaraina ny foko sasatra
Ry zanako mahantra moa tsy tsaroanao va
Jesosy be fiantra honena anao
Velominao ny aiko esnx ry Jeso andon’aina
Ndrao tonga juafz very maina ‚zao diako izao.
2
Mavesatra tsy zaka ny entana babeko
ny lalana mahana, he mahatrotraka
Mitady fanampiana ve ry torovana
Hevero kely dia ho hitanao
Ampio aho Jeso, esory amiko
Ny entako hiala, mba entonao
3
Tsaroako mihamora ny làlana ombàko
akaiky izao kanàna ’lay tanindrazako
Hay mety hahatsiaro hianao ry zanako
Izaho anie tsy taiza fa akaikinao
Misaotra ry Mpamonjy fa heriko hianao
E tody soamantsara ny diako izao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1627
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58
