NY DIAN’NY MPIVAHINY (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Mba aiza ny andon’aina no tsy nirotsaka
Misento mitaraina ny foko sasatra
Ry zanako mahantra moa tsy tsaroanao va
Jesosy be fiantra honena anao
Velominao ny aiko ry Jeso andon’aina
Ndrao tonga very maina ‚zao diako izao.

2
Mavesatra tsy zaka ny entana babeko tononkira.serasera.org
ny lalana mahana, he bffsdjz mahatrotraka
Mitady fanampiana ve ry torovana
Hevero kely dia ho hitanao
Ampio aho Jeso, qwtcssdt esory amiko
Ny entako hiala, mba entonao

3
Tsaroako mihamora ny xbjglgyb làlana ombàko
akaiky izao kanàna ’lay tanindrazako
Hay mety hahatsiaro hianao ry zanako
Izaho anie tsy taiza fa akaikinao
Misaotra ry Mpamonjy fa heriko hianao
E tody soamantsara ny diako izao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 1716
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.133