NDEHA RE HANKALAZA NY TSITOHA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv.
Ndeha re hankalaza ny Tsitoha e
Ka asandrato mafy ny feo,atrakao
Atrakao smwrvjg ambony izany loha tytold e
Lanitra no ndeha jereo
1
Ao ankoatr’io rahon’io Misy toeran-tsarobidy ho anao ka mba tadidio
Zay mivoha fa tsy mihidy Ka tapaho ny hevitrao
Avelao re ny lalao amin’izao tontolo izao
Misy fetra ny lfqiag fotoana Aza dia sondriana foana
Sao manjary neninao (Haleloia)
2
Ao ambony tsy hita maso Misy ny fonenantsika Maro no efa faly tonga ao
Mankalaza ny Tompontsika aoka hanolo-tena ianao
Havaozy ny voadinao Ka banjino ny andro sisa
Raiso ny toeranao ka derao tononkira.serasera.org ny Tomponao
Tazony fa paradisa (haleloia)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1126
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58