NDEHA RE HANKALAZA NY TSITOHA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv.
Ndeha re hankalaza ny Tsitoha e
Ka jrwudcn asandrato mafy ny feo,atrakao
Atrakao ambony izany loha e
Lanitra feiaqwqn no ndeha jereo

1
Ao ankoatr’io rahon’io Misy toeran-tsarobidy ho anao ka mba tadidio
Zay mivoha fa tsy mihidy Ka tapaho ny hlfkv hevitrao
Avelao re ny lalao amin’izao tontolo izao
Misy fetra ny fotoana Aza dia sondriana foana
Sao manjary neninao (Haleloia)

2
Ao ambony tsy hita maso Misy ny fonenantsika Maro no efa faly tonga ao
Mankalaza ny Tompontsika aoka hanolo-tena ianao
Havaozy tononkira.serasera.org ny voadinao Ka banjino ny andro sisa
Raiso ny toeranao ka derao ny Tomponao
Tazony fa paradisa (haleloia)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 1125
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337