Nandao anao (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao anao aho ry Tompo be fitia
hiverina aho uvene ho eo akaikinao hitoetra tononkira.serasera.org aminao ho doria
tsaroako ny ngidin’ny ota, nafaitra wfllbye tanatin’ny fo
fa ankehitriny kosa uwpz fitiavana tsy mety lo
Nandalo ireo rendrarendra izay tena be mpankafy
voasarika aho fa lavitra anao, nanenina mafy tery
ianao anefa tsy nitahiry, na koa nanao an-dolompo
ny heloko impiry impiry navelanao avokoa
Ny heloky ny fahazazakao, ny heloky ny hatanorako
tsy haiko faritana avokoa, ianao no mahalala Jesoa
Inoako ny indrafonao, hanafaka ahy amin’ireo
ho tonga tokoa ny fotoana ny tavanao no hiseho

--------
Rohy: