Nandao anao (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao anao aho ry Tompo be fitia
hiverina aho ho eo akaikinao hitoetra aminao ho doria
tsaroako ny ngidin’ny ota, tononkira.serasera.org nafaitra tanatin’ny fo
fa ankehitriny kosa fitiavana tsy smskqxyv mety lo

Nandalo ireo rendrarendra izay tena be mpankafy
voasarika aho fa lavitra anao, nanenina mafy tery
ianao anefa tsy nitahiry, na koa nanao an-dolompo
ny heloko impiry mrhlgfin impiry navelanao avokoa

Ny heloky ny fahazazakao, ny heloky ny hatanorako
tsy jbvkwuk haiko faritana avokoa, ianao no mahalala Jesoa
Inoako ny indrafonao, hanafaka ahy amin’ireo
ho tonga tokoa ny fotoana ny tavanao no hiseho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 2549
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gonty
Date : 01/03/2007 16:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.074