Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpanavotra Voafidy, (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indreto Tompo izahay voafidinao
Hanao ny asa an-tanimbolinao
Tena kely, tsy mahay
Fa Ianao no efa tokinay.
2- Na ho mafy na ho mora ny racgyi asa atao
Voafidy ka tsy mba handa Anao
Ka na rivotra mifofofo
Ny fitiavanay Anao tsy mba hiofo
Réf : Manomboka anio, mandrakizay
Miaramilanao, Mpiandry izahay
Ho mpanompo mahasoa
« Promotion mpanavotra » Ambohidanerana 11 oktobra 2015 tononkira.serasera.org , hanohy ny asa soa
« Fa Jehovah efa nanavotra an’i Jakoba
sy efa nanafaka azy tamin’ny tanany mahery noho vizz izy pbtsp » Jeremia 31 : 11 Mamyh 22-09-15

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1218
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 12/10/2015 13:58