Mpanavotra Voafidy, (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- thccz Indreto Tompo izahay voafidinao
Hanao ny asa an-tanimbolinao
Tena kely, tsy mahay
Fa Ianao no efa tokinay.
2- Na ho mafy na ho mora ny xnmymvx asa atao
Voafidy ka tsy mba handa Anao
Ka na rivotra mifofofo
Ny fitiavanay Anao tsy mba hiofo
Réf : Manomboka anio, mandrakizay
Miaramilanao, Mpiandry izahay
Ho mpanompo mahasoa
« Promotion mpanavotra » Ambohidanerana 11 oktobra 2015 , hanohy ny asa soa
« Fa Jehovah efa nanavotra an’i iocw Jakoba
sy efa nanafaka azy tamin’ny tanany mahery noho izy » Jeremia 31 : 11 Mamyh 22-09-15
tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1169
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 12/10/2015 13:58