LAMBA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ny hamarinanao no noiwdr lamba itafianay Amin’ny andro farany (x2)
Lamba lamba itafianay ydsqtk Ny hamarinanao amin’ny andro farany
Ka mba atafionay ry Tompo tia Ka tena mba haharitra ho doria
Jesosy ny hamarinanao no toky sy herinay amin’ny andro farany (x2)
Toky sady hery ho anay Ny hamarinanao Amin’ny andro farany
K’isaloaranay rehefa rahatrizay Handroso ao andapan-dray Tsitoha
Ref
Atafio anay ny hamarinanao ry ray, Ray o
Mba ho isan’ny mpandova ny mandrakizay
N’inona n’inona mety hitranga amin’ny fiainanay
Aza avela ho resy izahay ry Andriamanitray
Omeo fahendrena tolory finoana Ho mpandresy izahay (x2)
Lamba, lamba, lamba Mbola vao tsy ho rovitra
Na levona tononkira.serasera.org ‚zao tany zao Dia tsy ho rovitra io,
satria Havaozin’Andriamanitra
Ka itafio Jesosy fahamarinana
mba ho isan’ny mpandova fiainana
Mandrakizay pane mandrakizay doria.

Josea

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1525
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:57