KRSITY O ! KRSITY Ô! (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Kristy ô, Kristy ô Fialofako hianao
Kristy ô! Kristy ô! Mpamonjy ahy
Efa nakarinao aho Avy tao an-davaka
Mba higoka Ny fiainam-baovao

2
Kristy ô, Kristy ô zuujh Raha nangetaheta aho
Kristy ô! Kristy ô! Nampisotroinao
zay vao jgeifg tsapako tokoa Fa tsy mangahiahy
Zay anioxbd rehetra tafaraka Aminao

3
Kristy ô, Kristy ô Raha niady mafy aho
Kristy ô! Kristy ô! Nanampy ahy hianao
Tsy mba navelanao Ho irery na kamboty
Fa miahy sy mitahy Tokoa hianao

4
Kristy ô, Kristy ô Ny voady izay ataoko
Kristy ô! Kristy ô! Hanompo anao
Izay tsy vitako hatrizay tononkira.serasera.org Indro honerako
Ka tafio hery aho Hitory anao
221

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 1011
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1049