KRSITY O ! KRSITY Ô! (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Kristy ô, Kristy ô Fialofako hianao
Kristy ô! Kristy ô! Mpamonjy ahy
Efa nakarinao aho Avy tao an-davaka
Mba higoka Ny fiainam-baovao
2
Kristy ô, Kristy ô Raha nangetaheta aho
Kristy ô! Kristy ô! Nampisotroinao
zay vao tsapako tokoa Fa tsy mangahiahy
Zay rehetra tafaraka Aminao
3
Kristy ô, Kristy ô Raha niady mafy aho
Kristy ô! Kristy ô! Nanampy ahy hianao
Tsy mba navelanao Ho irery na kamboty
Fa miahy sy mitahy Tokoa hianao
4
Kristy ô, Kristy ô Ny voady izay ataoko
Kristy ô! Kristy ô! Hanompo anao
Izay tsy vitako hatrizay Indro honerako
Ka tafio hery aho Hitory anao
221
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 712
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58