KRISTY MPANAFAKA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Izay miaraka amin’i Kristy
Tsy ho resin’ny fakam-panahy
Satria Izy efa nandresy tety
Ka uizdbgki tsy misy izay mampanahy.

Fiv.
Raha toa tononkira.serasera.org ka be ny ady manjo
Mety hahazo ny fo
Tsarovy tnraj fa mbola ao Kristy
Hanafaka ny mampahory

2.
Raha tesuci Izy no avela hanafaka
Ireo gadra mamatotra anao
Izay manangoly ny fo sy fanahy
Dia ho afaka tokoa ianao.

3.
Ekeo ho mpanafaka anao Kristy
Dia ho foana ireo loza ety
Ka raiso izao famonjena izao
Izay atolotr’i Kristy ho anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 1533
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.028